Soa Traiteur

Soa Traiteur Contactez SOA pour vos évènements marquants :
Anniversaire, Fiançailles, Mariage, Sortie de promotion. Veuillez-nous contacter directement !

28/01/2026
"Hery sy voninahitra no fitafiany" 💐 Ohabolana 31:25aAmin'izay fetin'ny Reny izao, dia mandray commande gâteau spécial "...
09/05/2025

"Hery sy voninahitra no fitafiany" 💐 Ohabolana 31:25a

Amin'izay fetin'ny Reny izao, dia mandray commande gâteau spécial "Fête des mères" ny tenako. Natao amin'ny vidiny tena mirary mba ahafahan'ny "Neny" rehetra mifaly amin'izao fetintsika izao.

🎂 4 personnes = 20.000 Ariary
🍰 Portion = 5000 Ariary

📞 Alefaso dieny izao ary ny commande !
0346287972
0326696598

Ho tahian'Andriamanitra mandrakariva anie ny reny rehetra !

01/12/2024

Miarahamba antsika rehetra izahay Soa traiteur dia vonona hatrany hanome fahafaham-po anareo mpanjifa amin'izao fety izao koa, dia miandry anareo ary izahay fa manao sy mandray commandes buche de Noël amin'ny vidiny 20000ar contact 0346287972 na 0346754188

Izahay eto amin'ny Soa Traiteur 👩‍🍳 dia mandray anjara amin'ny "Salon de l'alimentation" izay atao eny amin'ny Stade Bar...
19/12/2023

Izahay eto amin'ny Soa Traiteur 👩‍🍳 dia mandray anjara amin'ny "Salon de l'alimentation" izay atao eny amin'ny Stade Barea Mahamasina manomboka ny 20 hatramin'ny 23 Desambra izao.

Manasa anareo ho avy ary hitsidika ny Stand 4 izay iarahana amin'ireo mpiara-miasa aminay Kaikitra sy NR Galeoka.

💭 Izay te ahalala misimisy kokoa ireo tolotra ataonay ato amin'ny Soa Traiteur dia tongava maro, indrindra amin'izao akatoky ny fety izao.

Any mihaona ary e 👋 !

05 Janvier 2023Mariage💍Cocktail de bienvenue 🍹Mankasitraka anareo izay nanome fitokisana anay indray androany 🙏Ho anao i...
05/01/2023

05 Janvier 2023
Mariage💍
Cocktail de bienvenue 🍹

Mankasitraka anareo izay nanome fitokisana anay indray androany 🙏

Ho anao ihany koa izay mikarakara mariage, fiançailles, batisa, sortie de promotion, anniversaire sns, aza misalasala miantso anay eto amin'ny Soa Traiteur fa miezaka manome fahafaham-po anareo foana izahay !

Mandefasa message privé aminay na antsoy avy hatrany ny laharana +261346287972.

🧁 FORMATION INTENSIVE EN PÂTISSERIE 🥞🔎 Mahaliana anao ve ny resaka pâtisserie ?💁‍♀️ Soa Traiteur dia manolotra fiofanana...
23/11/2022

🧁 FORMATION INTENSIVE EN PÂTISSERIE 🥞

🔎 Mahaliana anao ve ny resaka pâtisserie ?

💁‍♀️ Soa Traiteur dia manolotra fiofanana mikasika izany ka ireto avy ny zavatra ianarana mandritry ny fiofanana :
- Cake , Pâte à choux, Flan, Brioche, Pain au lait, Tourte, Pâte levée, Pain au raisin, Pain au choco, Croissant, Petit pâtée, Feuilletée, Palmier, Pâte genoise, Glace aux fruits/ œufs, Chantilly

📌 Toy ny fiofanana rehetra izay efa nomenay, dia ny fampiharana (pratique) no betsaka ary arahina maso akaiky ny mpianatra tsirairay avy mandritry ny fiofanana.

💬 Ny fiofanana dia haharitra 05 andro ka hanomboka ny :
Alatsinainy 12 Desambra katramin'ny Zoma 16 Desambra 2022

➡️ Toerana : Ambohimangakely (Près FJKM Antanambao Fahazavana)

☑️ Fandriho izao ary toerana :
- Mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy/ na
- Antsoy mivantana ny +261 34 62 879 72

-------------
Réservation place :

Paiement frais de formation : 50% via Mvola ( +261 34 62 879 72 / RAKOTOVAO Hanitriniala Norosoa) ; 50% jour de formation.

🍪🍫 Des biscuits et chocolats pour les petites célébrations, ça vous tente ? 💬  Passez vos commandes en MP ou appelez dir...
01/11/2022

🍪🍫 Des biscuits et chocolats pour les petites célébrations, ça vous tente ?

💬 Passez vos commandes en MP ou appelez directement le numéro : 📞 +261 34 62 879 72 !

✨ Mariage traditionnel & Civil 💍🍹 Cocktail déjeunatoire. 👏 Toutes nos félicitations et encore merci pour la confiance !C...
31/10/2022

✨ Mariage traditionnel & Civil 💍
🍹 Cocktail déjeunatoire.
👏 Toutes nos félicitations et encore merci pour la confiance !

Contactez-nous pour toutes prestations en service traiteur pour vos événements marquants (anniversaire, mariage et fiançailles, baptêmes, sortie de promotion etc.) :
💬 Envoyez-nous un message privé pour toutes informations ou 📞 Appelez directement le +261 34 62 879 72.

ATELIER "Bûche de Noël" miaraka amin'ny Soa Traiteur. • Daty : Asabotsy 05 Novambra 2022• Toerana : AmbohimangakelyFandr...
05/10/2022

ATELIER "Bûche de Noël" miaraka amin'ny Soa Traiteur.

• Daty : Asabotsy 05 Novambra 2022
• Toerana : Ambohimangakely

Fandriho dieny izao ary toerana fa voafetra ny isa. Mandefasa hafatra amin'ny pejy na antsoy mivantana ny : +261 34 62 879 72.

Frais de formation : 30.000 Ariary | 50% à payer par Mvola (0346287972) pour confirmer l'inscription.

Misaotra anao sahady amin'ny fahatokisana !

16/09/2022

Faly miarahaba antsika indray zahay eto amin'ny Soa traiteur .Ny Soa traiteur dia manomana ateliers pâtisserie ho antsika , n'y 03 octobre2022 amin'ny 8 h 30 maraina amin'ny sarany 25000 ar .Mitondra cahier sy stylo , raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharan-tariby 0346287972/0331119385/0326696598

01/09/2022

Finaritra izahay maneho ny asa vitanay aminareo , mankasitra ihany koa ho an'ireo rehetra efa nandalo sy nametraka fitokisana taminay , hotohizantsika hatrany ireny fiarantsika miasa ireny . Vonona hatrany izahay hanolotra ny tsara ho anareo

Address

Antananarivo

Telephone

+261346287972

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category