04/06/2026
Inona no ankafizin’i dada ? 🤔 mamy sa masira sa misimisy crème ? 🙄😉
Ampifalio toy neny ihany koa izy 😊
Afaka mandefa commande dieny izao ho an’ny fetin’ny ray an! ;)
♡ Petits fours isan-karazany
♡ Gâteaux
Ndao ifampiresaka ao amin’ny MP ary e! 😊
Na koa miantso mivantana fa hanome fahafaham-po anao izahay.
-Shop Service Event