Restaurant Baraoa

Restaurant Baraoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Restaurant Baraoa, Chinese restaurant, Lot az 119 ai Anosizato Ouest, Antananarivo.

28/06/2025

Mitady cuisinier mipetraka manodidina Alarobia ilaina maika . Mp Raha misy interressé

01/01/2024

Ny restaurant Baraoa dia faly miaharaba anareo rehetra nahatratra izao taona vaovao izao , mirary soa sy fahombiazana ho anareo rehetra .

03/03/2023

Miarahaba antsika rehetra , misy misandoka resto Baraoa any amin'ny Google ary mitondra ny laharana 0348318616 izy io , tsy manana site ao am Google ny restaurant Baraoa fa ao amin'ny Facebook irery iany ary ny 0342318616 iany no laharana azahoana anay . Mankasitraka antsika rehetra .

11/10/2022

-RESTAURANT BARAOA- ANOSIZATO OUEST
* Réstauration Chinois/ Malagasy (Tsy mampiasa produit Chimique)
*Location Salle 150 personnes: Mariage, Fiançailles ,Baptême, ....
*Photographe - vidéaste événementiel
*Parking sécurisé
*Ouvert Lundi au Dimanche à 09h- 20h
Contact: 034 23 186 16
Restaurant Baraoa à coté Leader Price Anosizato

31/07/2022
06/01/2022
Miala any ndray ny fety manaraka eto am Restaurant Baraoa , tongava mato é
20/11/2021

Miala any ndray ny fety manaraka eto am Restaurant Baraoa , tongava mato é

Amin'ny 24 juillet ny fotoana antsika miaraka amin'ny Gothlieb ato amin'ny restaurant Baraoa manombola amin' ny 20h . To...
20/07/2021

Amin'ny 24 juillet ny fotoana antsika miaraka amin'ny Gothlieb ato amin'ny restaurant Baraoa manombola amin' ny 20h . Tongava maro é

Santionany am sakafo ato amin'ny Baraoa
01/07/2021

Santionany am sakafo ato amin'ny Baraoa

Tolon-tanana ho an'ity namantsika ity , manantena vavaka sy ny fahatongavanareo amin'io 06/03/21 mba ho fanavontana azy ...
22/02/2021

Tolon-tanana ho an'ity namantsika ity , manantena vavaka sy ny fahatongavanareo amin'io 06/03/21 mba ho fanavontana azy . Tongava maro

Ho anareo mpifankatia mandraisa anjara ô
01/02/2021

Ho anareo mpifankatia mandraisa anjara ô

Akom-pitiavana 2k21
1-Ataovy ao anaty commentaire ny tenim-pitiavanao ✍️
2-Tag-eo ny olon-tianao 🥰
3-Asao ny namanao hanisy réaction 👍❤

Partenaires:
Smooth GASY Restaurant Lounge Bar
Restaurant Baraoa
Sou'art coiffure
Boreba - Confection-Serigraphie

Address

Lot Az 119 Ai Anosizato Ouest
Antananarivo
101

Telephone

034 23 186 16

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Restaurant Baraoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share