VETO VETO est une association culturelle à but non lucratif. Véhicule le sens de l'éducation, le respect de soi et d'autrui et l'essence du patriotisme.

FANGIA KALO GASYHoavin'ny hira bagasy sy folk ! Hiara-hanandratra NY kolontsaina malagasy isika.
28/03/2017

FANGIA KALO GASY

Hoavin'ny hira bagasy sy folk !
Hiara-hanandratra NY kolontsaina malagasy isika.

Fanentanana ao amin'ny TVM !
15/10/2016

Fanentanana ao amin'ny TVM !

Lasa i OM-GUI !Maro ireo nanantena ny mbola hifampitafa taminy. Indrisy !!!Hofohazin'i GOTHLIEB hitafa amintsika ny tand...
14/10/2016

Lasa i OM-GUI !
Maro ireo nanantena ny mbola hifampitafa taminy. Indrisy !!!
Hofohazin'i GOTHLIEB hitafa amintsika ny tandindon'i OM- GUI anio ZOMA hariva 14 oktobra, ao amin'ny LeJité -DREAM'IN TV.
Mbola anaty fiandrasana ilay andro malaza ny alahady izao eny @ Coliseum isika!

Alahady 16 Okt 2016 - COLISEUM ANTSONJOMBESamy Hihira ny hirany avy ireo mpanakanto mpanotrona manomboka 10h-14h30: REBI...
12/10/2016

Alahady 16 Okt 2016 - COLISEUM ANTSONJOMBE
Samy Hihira ny hirany avy ireo mpanakanto mpanotrona manomboka 10h-14h30: REBIKA, MAGE 4, BODO, JERRY MARCOSS, VOARA (Fangia Kalo Gasy), NJAKATIANA
Aorian'izay kosa vao hiaraka amin'ny Tarika Ny Ainga hanome tsiro ireo hira noforonin'i OM-GUI ny rehetra.
Hanentana eo hatrany i GothLieb sy Etsetra Etsetra

10/10/2016

Inty ary ny IVON'ny "TSIARO AN'I OM GUI" dia manasa antsika rehetra ho tonga maro! SEHO GOAVANA AO AMIN'NY COLISEUM DE MADAGASCAR 16 Oktobra 2016
- Ny tapakila 3 000ar amidy amin'ny andron'ny fampisehoana
- Ny réservation 5 000ar sy ny Invitations 15 000 ar dia efa afaka raisina eny amin'ny Nect'art Ankadifotsy, Tahala Rarihasina Analakely, Restaurant Ny Maraina Anosy!
https://www.youtube.com/watch?v=yDgjqWoDWJQ&feature=youtu.be

Inty ary ny IVON'ny "TSIARO AN'I OM GUI" dia manasa antsika rehetra ho tonga maro! SEHO GOAVANA AO AMIN'NY COLISEUM DE M...
06/10/2016

Inty ary ny IVON'ny "TSIARO AN'I OM GUI" dia manasa antsika rehetra ho tonga maro! SEHO GOAVANA AO AMIN'NY COLISEUM DE MADAGASCAR 16 Oktobra 2016
- Ny tapakila 3 000ar amidy amin'ny andron'ny fampisehoana
- Ny réservation 5 000ar sy ny Invitations 15 000 ar dia efa afaka raisina eny amin'ny Nect'art Ankadifotsy, Tahala Rarihasina Analakely, Restaurant Ny Maraina Anosy!
https://www.youtube.com/watch?v=yDgjqWoDWJQ&feature=youtu.be

05/10/2016

MAGE 4 Hivazo milay ao amin'ilay seho goavana ao amin'ny COLISEUM DE MADAGASCAR ny 16 Oktobra 2016, hanampy ny Tarika REBIKA, NJAKATIANA, BODO, JERRY MARCOS. TSIAKORAKA sy FANGIA KALO GASY hanotrona ny Tarika NY AINGA.
Mpanentana: Gothlieb sy Etsetra Etsetra

Efa manomboka ny antsa tononkalo ato amin' ny Tahala rarihasina. Hotronin'i Nalisoa Ravalitera, Fangia kalo gasy...
05/10/2016

Efa manomboka ny antsa tononkalo ato amin' ny Tahala rarihasina. Hotronin'i Nalisoa Ravalitera, Fangia kalo gasy...

05 jona 2016 – 05 oktobra 2016‘Ndeha isika hiara-hitrotro am-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahin’i RABESAIKY Guillaume ...
04/10/2016

05 jona 2016 – 05 oktobra 2016
‘Ndeha isika hiara-hitrotro am-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahin’i RABESAIKY Guillaume Marie any amin’izay paroasy misy azy avy ny alarobia 05 oktobra izao.

VAVAKA:
Ry Ray Masina ô! Ianao no nanome anay an’I RABESAIKY Guillaume Marie teo anivon’ny Fiangonana katolika sy ny Malagasy tsy vaky volo tsy navahany Finoana. Ianao ihany koa no naka azy! Isaoranay anao daholo izany.
Ampio zahay hahay hanohy ny ezaka efa natombony tamin’ny fanabeazana ny tanora sy ny fijoroana tamin’ny Finoana katolika nahaterahany, mba tsy ho very maina ny hafatra napetrany ka handry am-piadanana izy. Dia raiso ho tody sy ho mendrika ny fialan-tsasatra ao Aminao ny fanahiny.

Amin’ny alalan’i Jesoa Kristy sy Masina Maria Reny tsy foiny sady Tokiny no anaovanay izao vavaka izao. Amen

28/09/2016

TSIARO an'i OM-GUI,
Tahala RARIHASINA Analakely :03 oktobra 10 ora hatramin'ny - 06 oktobra 2016.. iarahana amin’ny VETO, Faribolana SANDRATRA sy ny Tarika Ny AINGA. Tsy misy fidirana
Ho hita ao ny momba an’I OM-GUI, ny tononkalony, ny tantarany sy ireo fitaovana fampiasany (akanjo, zava-maneno, satroka…) nahalalana azy. Antsa tononkalo iarahana ny alarobia 05 oktobra tolakandro.
Coliseum : 16 oktobra manomboka 10 ora maraina, hiarahan'ny Tarika NY AINGA, REBIKA, NJAKATIANA, MAGE 4, BODO, JERRY MARCOS, GOTHLIEB, FANGIA KALO GASY

27/09/2016

TSIARO an'i OM-GUI, Ialohavan'ny fampirantiana fampahafantarana azy ny 03 oktobra 10 ora hatramin'ny - 06 oktobra 2016. Tahala RARIHASINA Analakely. Ho hita ao ny momba azy, ny tononkalony, ny tantarany sy ireo fitaovana fampiasany nahalalana azy. Antsa tononkalo ny alarobia 05 oktobra tolakandro. Hotohizana amin'ny Seho goavana ao amin'ny Coliseum ny 16 oktobra manomboka 10 ora, hiarahan'ny Tarika NY AINGA sy ny mpanakanto hafa.
https://www.youtube.com/watch?v=fJspIa64HlU

Address

Anosiala Ambohidratrimo
Antananarivo

Telephone

034 40 385 71

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VETO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share