Florence Madagascar 2

Florence Madagascar 2 Nous vendons des produits cosmetiques Bio

Salama daholoIty ny fomba fampiasana ny vokatra ato aminay ooo.Mankasitraka anao nahatoky anay 🥰🥰
23/08/2026

Salama daholo
Ity ny fomba fampiasana ny vokatra ato aminay ooo.
Mankasitraka anao nahatoky anay 🥰🥰

23/08/2026
🌸✨ Salama daholo ooo✨🌸💝 FLORENCE MADAGASCAR MANOLOTRA HO ANAO 💝🔥 FIHENAM-BIDY SY FANOMEZANA BE! 🔥🌿 VOKATRA HO AN’NY FIKA...
20/08/2026

🌸✨ Salama daholo ooo✨🌸

💝 FLORENCE MADAGASCAR MANOLOTRA HO ANAO 💝

🔥 FIHENAM-BIDY SY FANOMEZANA BE! 🔥
🌿 VOKATRA HO AN’NY FIKARAKARANA TAREHY SY VATANA 🌿
✨ Manampy amin’ny fikarakarana sy fanadiovana ny tarehy
✨ Manampy amin’ny fampihenana ny fisehon’ny mony
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny tasy sy panda
✨ Manampy amin’ny fanatsarana ny endriky ny tarehy misy menamena na mangana
✨ Manampy amin’ny fanomezana tarehy malefaka,tsisy kentrona, madio ary mamirapiratra 💕

🇲🇬 VOKATRA MALAGASY • NATORALY 100 % 🌿,TSISY VOKA-DRATSY
🎁 FANOMEZANA BE HO ANAO!
👉 Raha mividy vokatra 2 na mihoatra ianao dia MAHAZO SAVONY 1 FANOMEZANA avokoa! 🧼🎁

🌸 LOTION MASONJOANY • RAVINTSARA • GÉRANIUM
💰 15000ar lasa 13000 Ar

🧼 SAVONY RIZ AU LAIT • CAFÉ AU LAIT • MIEL • CURCUMA • BAOBAB • FRAISE AU LAIT • ...
💰 15.000 Ar 13.000 Ar

🥥 BEURRE DE BAOBAB
💰 25.000 Ar 23.000 Ar
🎥 JEREO NY SARY hahitanao ireo santionan’ireo mpanjifa afa-po tamin’ny vokatra! 😍
🔥 Aza miandry ela! Araraoty ny PROMOTION dieny izao! 🔥
🎁 Mividiana 2 na mihoatra → SAVONY 1 FANOMEZANA!

🚚 Mandefa any amin’ny faritra rehetra
🏠 Manatitra eto Antananarivo
📞 034 66 783 19
📞 032 18 768 57
Misaotra indrindra amin’ny fitokisana sy fanohanana! 🙏🇲🇬

19/08/2026

Salama daholo ooo🙏❤️
Ato amin'izay ary
Destockage tout à 4000ar,maka Telo 10000ar 🥰🥰
Robe ,pantalon,cuir
Friperie taillexs, à 2xl
0346678319 Andoniaina sariaka
0321876857 Andrianiaina florence
Mankasitraka anao sahady🥰❤️

19/08/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Faraniaina Ny Aro Princia, Haingo Malala

17/08/2026

Averintsika alarobia Malala ❤️❤️ ny live destockage ooo.

Salama daholo oooInona akia ny mbola mampisalasala e?Izao ny olona Afa-po 🥰 Dimy volana izay no lasa .Mpanjifa vaovao af...
17/08/2026

Salama daholo ooo
Inona akia ny mbola mampisalasala e?
Izao ny olona Afa-po 🥰
Dimy volana izay no lasa .
Mpanjifa vaovao afa-po tamin'ny produit antsika .
Na izy aza saika tsy nino hoe izaho ve ity akia madame ?
Eny akia alefaso ny commande .
0346678319
0321876857
Mankasitraka hatrany nahatoky an'i Florence Madagascar 🙏❤️🥰

15/08/2026

Migafy ilay jiro ry zareo 😭😭
Tapaka foana 😭😭

15/08/2026

Salama daholo,misy live destockage avy eo fa miandry jiro hiverina isika dia manomboka ooo
Pas plus de 5000ar daholo ny article

12/08/2026

Salama daholo ooo
Ho asiantsika live destockage tampoka be fa araho tsy tapaka ny pejy 🥰🥰
Tafandria mandry daholo 🙏🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261346678319

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Florence Madagascar 2 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Florence Madagascar 2:

Shortcuts

Share