Kitonotono Ankorondrano

Kitonotono Ankorondrano Pour les amateurs de grillade.. Sur place ou à emporter ��

🆘 EFA MIVERINA MISOKATRA IZAHAY 🆘AZA MISALASALA MANDEFA HAFATRA MIAFINA NA MIANTSO RAHA HANAO COMMANDE 🤝☎️ 033 01 558 79...
10/01/2026

🆘 EFA MIVERINA MISOKATRA IZAHAY 🆘

AZA MISALASALA MANDEFA HAFATRA MIAFINA NA MIANTSO RAHA HANAO COMMANDE 🤝

☎️ 033 01 558 79
☎️ 032 04 688 47 (WhatsApp 🆗)

AZA ADINO ANEFA FA MBOLA MISOKATRA FOANA IZAHAY ANDROANY SY RAMPITSO 🚨‼️MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA COMMANDE FARANY TAON...
30/12/2025

AZA ADINO ANEFA FA MBOLA MISOKATRA FOANA IZAHAY ANDROANY SY RAMPITSO 🚨‼️

MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA COMMANDE FARANY TAONA 😘

24/12/2025

Aza adino fa misokatra izahay ny 25 décembre
Mbola mandray commande hatramin'ny 31 décembre 😁

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🎄🎄🥂

01/11/2025

MISOKATRA ANDROANY 1er NOVEMBRE

12h à 21h

30/09/2025

ORA FISOKAFANA MANDRITRY NY COUVRE-FEU
11h hatramin'ny 19h
(Lun-Sam)

Mankasitraka tompoko

26/06/2025

🇲🇬🇲🇬 Tratry ny asaramanitra daholo🇲🇬🇲🇬

AZA ADINO FA MISOKATRA IZAHAY ANDROANY
Misy livraison manodidina ankorondrano 🙏

🇲🇬🇲🇬 🇲🇬🇲🇬
23/06/2025

🇲🇬🇲🇬 🇲🇬🇲🇬

Ianareo koa ve mba toa anay? 😆Tongava mihinana HENA BE fa misokatra izahay androany 😁
31/03/2025

Ianareo koa ve mba toa anay? 😆

Tongava mihinana HENA BE fa misokatra izahay androany 😁

30/12/2024

Misokatra izahay ny 30 sy 31 desambra

MBOLA MITOHY NY FANDRAISANA COMMANDE FA AZA TARA AN‼️

Mankasitraka indrindra ireo nanjifa rehetra tamin'ity taona 2024 ity dia manaova fety sambatra daholo oo 🙏

Pour les amateurs de grillade.. Sur place ou à emporter ��

28/12/2023

Misokatra ny KITONOTONO ny 31 Décembre
Mikatona ny 01 ka hatramin'ny 07 Janvier
Mbola mitohy ny fandraisana commande ho an'ny 31
Mankasitraka tompoko 🙂

21/06/2023

Misokatra ny KITONOTONO NY 25 juin
Mikatona ny 26 sy 27 juin
Mbola mitohy ny fandraisana commande ho an'ny 25
Mankasitraka tompoko 🙂

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 15:30 - 19:30
Tuesday 15:30 - 19:30
Wednesday 15:30 - 20:00
Thursday 15:30 - 20:00
Friday 15:30 - 21:00
Saturday 14:30 - 21:00

Telephone

+261330155879

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitonotono Ankorondrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share