Planeta Tsiro

Planeta Tsiro service traiteur et gastronomique

Fiadanana eπŸ₯ΉπŸ₯°! Ireto indray ary ireo sopapa laokantsika  herinandro .mazotoa homana  ary manasa anareo hanaraka ny pejy ...
02/06/2025

Fiadanana eπŸ₯ΉπŸ₯°! Ireto indray ary ireo sopapa laokantsika herinandro .mazotoa homana ary manasa anareo hanaraka ny pejy 🌢️πŸ₯’πŸ₯•πŸ—πŸ₯©

26/04/2025

FIADANANA , CREVETTE AU SAUCE VOANJO
MAZOTOA HOMANA 🦐🦐🦐πŸ₯œπŸ₯œπŸ₯œπŸ₯œ

13/04/2025

FIADANANA, GOUTER ANDROANY
CROQUETTE DE BOULETTE DE POULET, MAZOTOA HOMANAπŸ§†πŸ§†πŸ§†πŸ—πŸ—

11/04/2025

Misy te hihinana orita na poulpe πŸ™πŸ™πŸ™ ve nefa tsy mahay mahandro
Sa.... ?

Izany hono ny astuce e!
11/04/2025

Izany hono ny astuce e!

Fantatro fa tsy misy hidirany fa mahasoa dia zaraiko
Zaraiko fa tena nahasoa ahy
Tena feno voalavo tato aminay ary tsy menatra miakatra latabatra sy mandalo alohanao eo mihintsy
Tsy misy hatorina fa hatrany ambony armoire sy ny coin Na ambony na ambany
Dentifrice colgate no nampiasaiko nataoko t@ totonkena
Fa lanindry zareo tao ary tapitra maty
taloha za nampiasa poizina fa ny alikako indray no maty tato
Nahasoa de zaraiko Tompoko

10/04/2025

ASTUCE PLANETA
Raha tiana hiparitaka tsara ny totokena atao amin'ny nem...
Dia endasina maina tsy asiana menaka 😘😘

06/04/2025

Fiadanana , sandwich aux aubergines , gouter alahady .πŸ†πŸ₯ͺπŸ₯ͺπŸ₯ͺ

Address

Antananativo
Antananarivo
101

Telephone

+261331981472

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Planeta Tsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category