03/06/2026
🚨🚨 Restaurant cinq5 Alakamisy Ambohimasina dia mitady :
– Caissier(ère)
- Plongeur
- Serveuse
- Mpanatono efa zatra ( hena - akoho - hazandrano)
Mipetraka ety !
Afaka manantona na miantso 📱 ny laharana : 034 34 116 11