05/10/2022
Fisaorana be mitafotafo:
Ho antsika rehetra manaraka sy nitia ny pejy. Ireo izay mbola ho avy.
Àry ireo mpanjifa hajaina indrindra indrindra.
Fisaorana sy pi-maso manokana:
Ho an' Ireo ao amin'ny CEG Analamahitsy ny amin'ireo SANDWICH KEBAB maro dia maro nojifain'izy ireo.
Sy ilay tovovavy namana, izay tsy ho tononona anarana nanjifa maro toy izany koa, nampirevy papozy ao an-trano hoe.
MISAOTRA ANAREO MAHATOKY SY MANJIFA.