27/02/2026
Mba miova kely indray e๐
Inona no hitiavanareo azy ?
Be totokena sa poisson sa tongolo ๐
Ny ato indray fromage be ๐ง๐ง
Azonareo antsaina ve ny tsiron'izany ๐๐
Matsiro kely.
Sabotsy rahampitso sady faran'ny volana ๐ฅฐ