Lai'Afa

Lai'Afa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lai'Afa, Renivohitra, Antananarivo.

🎉🧀SALON DE LA FÊTE ET DE L'APÉRO🧀🎉 📣Andao indray hinana fromage Ny Antsika 🧀👉Ao amin'ny PLAZA Ampefiloha ny fotoana mano...
14/07/2022

🎉🧀SALON DE LA FÊTE ET DE L'APÉRO🧀🎉
📣Andao indray hinana fromage Ny Antsika 🧀
👉Ao amin'ny PLAZA Ampefiloha ny fotoana manomboka androany 14 juillet 2022

Tongava maro o ✨

P.R.O.M.O.T.I.O.N ✨FÊTE DES MÈRES✨Ho fankalazana ny RENY rehetra dia manao fihenam-bidy amin'ny GOUDA ENROBÉ GM ny Froma...
25/05/2022

P.R.O.M.O.T.I.O.N ✨FÊTE DES MÈRES✨
Ho fankalazana ny RENY rehetra dia manao fihenam-bidy amin'ny GOUDA ENROBÉ GM ny Fromage Ny Antsika🧀🧀
📣 3 500Ariary/100g izany hoe 35 000Ariary/1Kg ❗

Tolotra hitanao eny amin'ireo toeram-pivarotana Ny Antsika rehetra:
🛒Ambohijatovo
🛒Ambondrona
🛒Ampefiloha
🛒Ankadimbahoaka
🛒Ankazomanga
🛒Imerina Afovoany
🛒Itaosy
🛒Ivandry
🛒Tsimbazaza

🎉 M.I.S.A.O.T.R.A Sy M.A.N.K.A.S.I.T.R.A.K.A Tompoko🎉📣Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo ny Foir’lait nokarakarain’...
23/11/2021

🎉 M.I.S.A.O.T.R.A Sy M.A.N.K.A.S.I.T.R.A.K.A Tompoko🎉
📣Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo ny Foir’lait nokarakarain’ny Canal7 Events sy ny Malagasy Dairy Board ary ireo mpiara-miombon’antoka rehetra
🥰Maro dia maro ianareo tonga nitsidika sy nanjifa teo amin’ny stand-n’ny Fromage Ny Antsika ka fisaorana no ataolotray 🥰
🧀🧀 Io hetsika io dia nosafidinay hanasongadinana ny vokatra “Cheddar” sy “Raclette” izay vokarinay amin’ny rononon’ny tantsaha avy ao Mahitsy (lalan’ny atody) sy ny manodidina🥛🍶
⌚Manome fotoana anareo eny amin’ireo point de vente Ny Antsika maro izay ahitanareo ireo vokatra isan-karazany mandram-pihavin’ny hetsika manaraka

⌚Andro fahatelo sady farany amin’ny Foir’lait ato amin’ny Plaza Ampefiloha izao, mbola tsy tara raha mbola tsy nandalo o...
20/11/2021

⌚Andro fahatelo sady farany amin’ny Foir’lait ato amin’ny Plaza Ampefiloha izao, mbola tsy tara raha mbola tsy nandalo o
📣Mitohy hatrany ny FIHENAM-BIDY amin’ireo fromage Ny Antsika sady afaka manandrana ianareo eto amin’ny stand-nay, n°45 🧀🧀🧀

🎉Mamerina ny fisaorana an' ireo tonga maro be nanjifa nandritry ny roa andro voalohany dia manasa anareo ho tonga maro androany ooo

19/11/2021

⌚Andro faharoa aty amin’ny Foir’lait ato amin’ny Plaza Ampefiloha izao
📣Mitohy hatrany ny FIHENAM-BIDY amin’ireo fromage Ny Antsika 🧀🧀🧀

🎉Mankasitraka ireo tonga maro be nanjifa omaly dia manasa anareo ho tonga maro androany ooo

⌚Foir'lait ato amin’ny Plaza Ampefiloha izao 📣Efa ety izahay miaraka amin’ny fromage Ny Antsika ahitana FIHENAM-BIDY 🧀St...
18/11/2021

⌚Foir'lait ato amin’ny Plaza Ampefiloha izao
📣Efa ety izahay miaraka amin’ny fromage Ny Antsika ahitana FIHENAM-BIDY
🧀Stand n°45🧀

🎉Tongava maro ooo

📣Salama daholo oElaela izay, teto amin’ny pejy izahay no tsy hita nefa niaraka taminareo rehetra ihany tamin’ireo hetsik...
17/11/2021

📣Salama daholo o
Elaela izay, teto amin’ny pejy izahay no tsy hita nefa niaraka taminareo rehetra ihany tamin’ireo hetsika maro😊
‼🎉Tonga indray ary ny hetsika manaraka dia ny Foir'Lait manomboka rahampitso alakamisy 17 novambra 2021, ao amin’ny PLAZA Ampefiloha 🎉‼️
Tolotra hafakely no ho hitanareo eo amin’ny 🧀🧀Stand Ny Antsika mandritry ny 3 andro, stand n°45

Tongava maro ooo🤗

Notanterahana ny alahady 22 Aogositra lasa teo ny FAMPIOFANANA SY FIFAMPIZARANA ho an’ny tompon’andraikitra mitazona toe...
23/08/2021

Notanterahana ny alahady 22 Aogositra lasa teo ny FAMPIOFANANA SY FIFAMPIZARANA ho an’ny tompon’andraikitra mitazona toeram-pivarotana Ny Antsika🧀🧀🧀.
Izany dia natao ho fanatsarana mba hanomezana fahafaham-po ho anareo mpanjifa hatrany.
Misaotra an’ny Domaine Saint François Ambatomirahavavy nandray anay tamin’izany😊

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra!

❤ MANKASITRAKA TOMPOKO❤Tontosa soa aman-tsara ny FIER-Mada andiany faha-22, nandritry ny 5 andro.Maro dia maro ianareo n...
09/08/2021

❤ MANKASITRAKA TOMPOKO❤
Tontosa soa aman-tsara ny FIER-Mada andiany faha-22, nandritry ny 5 andro.
Maro dia maro ianareo no tonga nanjifa sy nandalo teo amin’ireo stand Ny Antsika ka maneho fisaorana tompoko💖
Aza adino fa misy ireo toeram-pivarotana Ny Antsika ahitanareo ireo karazana fromage sy vokatra Ny Antsika:
🛒Ambohijatovo
🛒Ambondrona
🛒Ampefiloha
🛒Analakely
🛒Ankadimbahoaka
🛒Imerina Afovoany
🛒Itaosy
🛒Ivandry
🛒Tsimbazaza

📣 Andro faha-5 sady farany ny FIER-Mada, IZA AVY NO ATY?⌚Afaka 10 minitra hisy FANANDRAMANA MAIMAIMPOANA ety amin’ny sta...
08/08/2021

📣 Andro faha-5 sady farany ny FIER-Mada, IZA AVY NO ATY?
⌚Afaka 10 minitra hisy FANANDRAMANA MAIMAIMPOANA ety amin’ny stand Ny Antsika(ilay avy aty ankavia raha vao miditra)

06/08/2021

⌚2 andro izay no lasa, mbola hisy 2 hafa
📣 Andro fahatelo amin’ny FIER-Mada andiany faha-22 eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka
💝Tsy hainay ny tsy hisaotra sahady anareo efa tonga maro be nitsidika sy nanjifa teny amin’ny stand Ny Antsika
🎁Mitohy ny FIHENAM-BIDY amin’ireo karazana Fromage rehetra mandritry ny foara
👉 Cheddar:36 000 Ar/kilo (ilay 38 000Ar/kilo eny amin’ny tsena)
👉 Raclette:34 000 Ar/kilo (ilay 35 000Ar/kilo eny amin’ny tsena)
👉 Gouda:26 000 Ar/kilo sy 28 000Ar/kilo (ilay 30 000Ar/kilo sy 32 000 Ar/kilo eny amin’ny tsena)
👉 Fondu :28 000Ar/kilo(ilay 30 000 Ar/kilo eny amin’ny tsena )
👉Gouda enrobé PM:12 000 Ariary/boule (ilay 15 000 Ariary eny amin’ny point de vente)
👉 Gouda enrobé GM:35 000 Ariary/kilo(ilay 37 000 Ariary eny amin’ny point de vente)

Mbola tsy tara fa TONGAVA MARO O!

Address

Renivohitra
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lai'Afa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share