Mi'sakafo

Mi'sakafo Restaurant et traiteur

🍒 Hachoir électrique sans fil 🍒✨Chargeable ✨Afaka hitotoana : ail, gingembre, légumes, herbes, mahazaka hitotoana hena r...
13/10/2025

🍒 Hachoir électrique sans fil 🍒
✨Chargeable
✨Afaka hitotoana : ail, gingembre, légumes, herbes, mahazaka hitotoana hena raha kely,sakay,afaka hanaovana mayonnaise...
Prix : 15000ar au lieu de 22000ar

Mandray commande indray izahay amzao farany taona izaoNem Poissonpoulet laqueBrochette de boeuf ou melangeMortadelle
28/12/2022

Mandray commande indray izahay amzao farany taona izao
Nem Poisson
poulet laque
Brochette de boeuf ou melange
Mortadelle

Afaka miditra MP izay liana
23/07/2022

Afaka miditra MP izay liana

19/05/2022
Tagueo le namanao mendrika an'ireto
07/03/2022

Tagueo le namanao mendrika an'ireto

Sauce fromage
04/03/2022

Sauce fromage

A partir ny 15000ar ny menu ato aminay fa aza misalasala manontanyRaha ianareo kosa no miantsena dia izahay no mikarakar...
02/03/2022

A partir ny 15000ar ny menu ato aminay fa aza misalasala manontany
Raha ianareo kosa no miantsena dia izahay no mikarakara dia manomboka amin'ny 3000ar

halako zao
26/02/2022

halako zao

Aza adino fa manao service traiteur ihany koa izahayAza misalala miditra MP râha liana ianareo
26/02/2022

Aza adino fa manao service traiteur ihany koa izahay
Aza misalala miditra MP râha liana ianareo

Inona no tinao?Katsaka sa solovolo?
23/02/2022

Inona no tinao?
Katsaka sa solovolo?

Apetrako eto fotsiny
23/02/2022

Apetrako eto fotsiny

Io ndray ary e!
19/02/2022

Io ndray ary e!

Address

Antananarivo

Telephone

+261344135640

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi'sakafo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Mi'sakafo:

Share