08/06/2025
💥🙏 mankasitraka ny Fiangonana Jesosy mpanafaka Ambositra nanome fitokisana ny manià Fast food
Cake 100 pièces , pizza margarità 18 pièces
💥💥Aza adino fa misokatra ny manià Fast food rahampitso an 😍😍
💥Elaela tsy nisy lalao indray isika fa raha asiana dia ao ianareo mpanaraka ny pejy ndray no misafidy ny loka Ary e 😘😘
😍😍Mirary fety sambatra daholo e 😁😁