Formation Professionnelle en Art culinaire Ruffinx

Formation Professionnelle en Art culinaire Ruffinx Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Formation Professionnelle en Art culinaire Ruffinx, Ambohidratrimo.

18/03/2026

Ketchup importé = cher + plein de chimie
Ketchup vita ao atrano = matsiro be + Malagasy 100% + mora be ! 💪🍅
Pourquoi payer plus quand on peut faire mieux chez nous ? 😏
Tag un pote qui achète encore en magasin 😂

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy !indro Ary ny fanamboaranaGlace au chocolat facile – mora sy mamy ! 🍫🍨(Tsy mila machi...
04/03/2026

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy !
indro Ary ny fanamboarana
Glace au chocolat facile – mora sy mamy ! 🍫🍨
(Tsy mila machine glace io, tsotra fotsiny !)
👉Ingrédients (ho an'ny 4-6 olona) :
✅500 ml crème fraîche liquide (na crème épaisse azo ampiasaina)
✅1 boîte lait concentré sucré (397g)
✅80-100g chocolat en poudre (cacao amer na sucré, araka ny tianao)
✅1-2 sotrokely vanille (raha misy)
✅Sira kely (tsiro fotsiny)

👉Préparation :
Ao anaty bol, afangaro tsara ny lait concentré sucré + chocolat en poudre + sira kely + vanille.
Ampio ny crème fraîche ary kapohy mafy (na amin'ny fouet na mixeur) mandra-pahazoana texture matevina toy ny chantilly (3-5 min).

Aidino ao anaty boaty plastika na boaty misy sarony tsara (na boaty pâtisserie).
Apetrakao ao anaty frigo 6-8 ora (na alina iray mba ho mafy tsara).

Mazoto homana daholo ! 😋
Manandrama ary lazao hoe tianao ve sa mila zavatra fanampiny (chocolat bits bebe kokoa na tsy dia mamy loatra) !
Tsy sarotra, tsy lafo, tsy mila fitaovana be – vonona ho an'ny ankohonana rehetra ! 🏡🍫

22/02/2026

Miarahaba ôh!
Hiaraka analazy Kely indray isika Sady mianatra !

Recette cake natao hira fa tsy ampoule😂😂

Akora ilaina (moule 22–24 cm)
3 atody
150g siramamy
100ml menaka (na 125g dibera levona)
120ml ronono
200g lafarinina
1 sotrokely leviora chimique
1 voasarimakirana (ranony + hodiny voakiky)
1 tsongo sira
Glaçage (tsy voatery fa manatsara be 😍)
80g siramamy vovoka
2–3 sotro fihinanana ranom-boasarimakirana
👩‍🍳 Fikarakarana
Kapohina ny atody sy siramamy mandra-pahazava sy mibontsina.
Ampidirina ny menaka (na dibera), afangaro tsara.
Arotsaka ny ronono, ranom-boasarimakirana ary hodiny voakiky.
Atambatra misaraka: lafarinina + leviora + sira, dia arotsaka tsikelikely ao anaty fangaro.
Arotsaka anaty moule voahosotra menaka sy lafarinina.
Andrahoina amin’ny 180°C mandritra ny 35–45 minitra.
Avela hangatsiaka, dia asiana glaçage citron amboniny.
✔️ Vonona ny cake citron malefaka sy manitra!

17/02/2026

🥰 Indro Ary ny fanamboarana Quiche aux poulets 🐔be fromage
Mora, haingana, ary tena matsiro!

07/02/2026

🍕🍕Pizza à la poêle (tsy mila lafaoro!)
Pâte mora, garniture poulet, poivrons, oignons… dia fromage be 🍕
Raha misy recette tinao ho atao dia soraty eo amin'ny commentaires !

05/02/2026

Atolotra am-pitiavana bé atsika mpanaraka indray ny fomba fanamboarana pain raisin!!

02/02/2026

Miarahaba atsika mpanaraka ny pejy indray! Recette mahafinaritra hatrany no zarainay am-pitiavana bé!

27/01/2026

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy !!
Atolotra am-pitiavana bé indray ny fomba fanamboarana pâte-na génoise !
Mankasitraka indrindra tompoko !

21/01/2026

Indro Ary ny fomba fanamboarana pain burger tsotra Sady mora atao!!!!

19/01/2026

�Fomba fanamboarana pâte à choux

� Ireo azo atao aminy "choux à la crème, cygne,..."

🥗🥗 Salades des légumes et rouleau de jambon Au fromage 🍱 Steak aux poivre vert de Madagascar accompagné de Riz blanc et ...
16/01/2026

🥗🥗 Salades des légumes et rouleau de jambon Au fromage

🍱 Steak aux poivre vert de Madagascar accompagné de Riz blanc et rougail tomate 🍅😋

Address

Ambohidratrimo

Telephone

+261342616411

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation Professionnelle en Art culinaire Ruffinx posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Restaurant

Send a message to Formation Professionnelle en Art culinaire Ruffinx:

Share