Bar Chez Ioby 974

Bar Chez Ioby 974 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bar Chez Ioby 974, Bar & Grill, Atsimondrova (La place), Ambatondrazaka.

31/05/2026
🥥🌴 COCO FRAIS DISPONIBLE IZAO! 🌴🥥🔥 Vaovao ato amin'ny Bar Chez Ioby 974 🔥Mitady zava-pisotro voajanahary sy mamelombelon...
31/05/2026

🥥🌴 COCO FRAIS DISPONIBLE IZAO! 🌴🥥
🔥 Vaovao ato amin'ny Bar Chez Ioby 974 🔥
Mitady zava-pisotro voajanahary sy mamelombelon’aina amin'izao hafanana izao? Tonga dia andramo ny COCO FRAIS vao tonga!
🥥 Non glacé : 4.500 Ar 🧊 Glacé : 5.000 Ar
✅ 100% naturel ✅ Tsiro tena coco fraîche ✅ Azo sotroina eo an-toerana na entina
📍 Bar Chez Ioby 974 📅 Disponible isan'andro mandra-pahatapitry ny stock.
👉 Tongava manandrana ary asio mention ny namanao tia coco frais!
🥥🧊🍹

Ianareo sisa andrasana an🎊🎊Tongava maro fa hafana ity lalao ity⚽️⚽️⚽️FINAL CHAMPIONS LEAGUE🔵PSG vs ARSENAL🔴
30/05/2026

Ianareo sisa andrasana an🎊🎊
Tongava maro fa hafana ity lalao ity⚽️⚽️⚽️

FINAL CHAMPIONS LEAGUE

🔵PSG vs ARSENAL🔴

⚽🔥 GRAND ÉVÉNEMENT AU Bar Chez Ioby 974 🔥⚽📢 DEMAIN EN DIRECT SUR GRAND ÉCRAN🏆 FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE 2026🔴 Arsenal...
29/05/2026

⚽🔥 GRAND ÉVÉNEMENT AU Bar Chez Ioby 974 🔥⚽
📢 DEMAIN EN DIRECT SUR GRAND ÉCRAN
🏆 FINALE UEFA CHAMPIONS LEAGUE 2026
🔴 Arsenal 🆚 PSG 🔵
📍 Rendez-vous au Bar Chez Ioby 974
🍻 Ambiance 100% football
📺 Projection géante en direct
🎶 Bonne musique • Boissons fraîches • Atmosphère de folie
⏰ Coup d’envoi : 19h00
🔥 Venez vibrer avec nous pour la plus grande affiche européenne !
✅ Entrée ouverte à tous
🍺 Whisky • Bières • Cocktails • Snacks disponibles
⚽ Qui va soulever la coupe ?
📣 Venez supporter votre équipe au Bar Chez Ioby 974 !

🍺​Vaovao be ho anareo mpankafy! 😎Efa misy Girafe Bière izao ato amintsika manomboka androany.⭐️​Vidiny: 35.000 Ar fotsin...
14/05/2026

🍺​Vaovao be ho anareo mpankafy! 😎
Efa misy Girafe Bière izao ato amintsika manomboka androany.
⭐️​Vidiny: 35.000 Ar fotsiny.🤩
​⭐️VIP: 45.000 Ar 🤑

Tongava maro! 🍻✨

🎉✨ CADEAU DU JOUR CHEZ Ioby 974✨🎉Hizara cadeau ho anareo izahay androany🎁🍾 BON D’ACHAT DE 50 000 Ar➡️ ho an’ny table amb...
08/05/2026

🎉✨ CADEAU DU JOUR CHEZ Ioby 974✨🎉

Hizara cadeau ho anareo izahay androany🎁

🍾 BON D’ACHAT DE 50 000 Ar
➡️ ho an’ny table ambony addition indrindra💸🔥

🎤 CONCOURS KARAOKÉ

Olona 2 no ahazo cadeau🎶
🥇 1er PRIX :
👜 1 sac + 💵 20 000 Ar

🥈 2e PRIX :
👜 1 sac

Tongava maro tse gona a!!
Taomy ny namana😊

🔥Androany ny Fotoana🔥🎤🍻 CHEZ IOBY 974 🍻🎤🍺 Promo spéciale 🥰🎉 Tongava Manalazy.. 🤑📍 Chez Ioby 974⏰ Ouvert à 15h🔥 KARAOKÉ •...
08/05/2026

🔥Androany ny Fotoana🔥
🎤🍻 CHEZ IOBY 974 🍻🎤

🍺 Promo spéciale 🥰
🎉 Tongava Manalazy.. 🤑
📍 Chez Ioby 974
⏰ Ouvert à 15h
🔥 KARAOKÉ • AMBIANCE GARANTIE
Bar Chez Ioby 974

🚨 ALERTE PROMO CHEZ IOBY 974 🚨Misy surprise sy promotion manokana kely ho avy rahampitso ato amin’ny Bar Chez Ioby 974 👀...
07/05/2026

🚨 ALERTE PROMO CHEZ IOBY 974 🚨
Misy surprise sy promotion manokana kely ho avy rahampitso ato amin’ny Bar Chez Ioby 974 👀🔥
Ka tongava fa mety hisy zavatra tsy ampoizina ho anareo 🍻🎤
⏳ Rahampitso no fotoana…
📍Bar Chez Ioby 974
🎶 Ambiance • Karaoke
Araho akaiky ny pejy fa mbola misy vaovao ho avy 😉

🔥 BAR CHEZ IOBY 974 🔥🎤🍻 MISOKATRA TALATA ➝ ALAHADY🍺 Zava-pisotro mangatsiaka🔥 Grill matsiro🎶 Karaoke tsy tapaka💥 Tongava...
21/04/2026

🔥 BAR CHEZ IOBY 974 🔥
🎤🍻 MISOKATRA TALATA ➝ ALAHADY
🍺 Zava-pisotro mangatsiaka
🔥 Grill matsiro
🎶 Karaoke tsy tapaka
💥 Tongava miaraka amin’ny namanao dia ataovy miavaka ny alinao !
📍 Atsimondrova
🚫 Mikatona Alatsinainy
👉 Chez Ioby = Plaisir + Ambiance + Souvenir 😎

01/04/2026

🙏 Merci 🙏

Tena nahafinaritra ny androany 😍🔥
Feno ambiance sy hafaliana noho ianareo rehetra tonga nanohana ❤️

👉 Miala tsiny indrindra izahay noho ny fahatapahan’ny jiro tampoka izay nanelingelina kely ny fotoana 🙏
Tsy tao anatin’ny fikasana izany fa olana ivelany tsy voafehinay.

Na izany aza, misaotra betsaka anareo rehetra tsy niala fa mbola nanohy niaraka taminay 💯

🔥 Tsy hijanona eto isika… mbola ho mafana kokoa ny tohiny!

📍 Bar Chez Ioby 974
➡️ Tongava hatrany, miandry anareo izahay

Address

Atsimondrova (La Place)
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bar Chez Ioby 974 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share